|
|
|
|

Teny iditra1 maty an-tsikinana
Singan-teny  2maty, 3sikinana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho. [1.1]
Tovy hevitra  6maty an-tsalaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12